mendrika anareo ny misolo ny Ray aman-dReninareo, samy mahafehy tsara ny feo sy fihetsiky ny Rainy avy. Efa azo lazaina mahasolo ny Mahaleo ianareo. Mankasitraka e! Tandremo misaraka fa zay no tsy naha-lefy laza ny tarika MAHALEO akoatra ny fahaizany mamoron-kira: tonony sy feony❤