Mahaleo tamin'ny taona niantombohany izany. Itpkl Lucien RAJAONA no nampahalaza an-drizareo tao amin'ny Radio Madagascar; dia avy eo i Latimer RANGERS. Tokony ho be vola nanan-karena ny mpihira tamin'ity tarika ity; saingy notakian'ny fanjaka hetra be, sy nofetsifetsen'ny Tafika Malagasy.
Nisy K7, ny iray mavo ny fonony, misy an'i Lendrema, dia nisy iray hafa koa mavokrely, misy an'i Bozy, Razazavavy, Hay hay, sns. Mba azo havoaka eto ve izy ireny ? Enregistrements studio ireo. Hafa mihitsy ny kalitaon'ny feo !
Mankasitraka sy sy misaotra❤, tsara ny hira fahiny izay mba milaza zavatra tsara, izay kanto❤fa misaotra betsaka. Ilay hira amin'izao fotoana izao dia hira izay miteninteny foana, hafa ihany ny fahiny❤🗣️🫂📻