Tantara Malagasy - AFOM-PITIAVANA | Tantaran'ny Radio Don Bosco (RDB)

Mi-Alavoly

Mi-Alavoly

46,580 views

AFOM-PITIAVANA dia Tantara Malagasy, tantaram-pitiavan'olondroa, mampihetsi-po, mampalahelo avy amin'ny RDB (Radio Don Bosco), feno  lesona momba ny fiainana, ny fitiavana ary ny safidy mety hanova ny hoavin'ny olona. Araho hatramin'ny farany ity tantara ity mba hahitana ny hafatra lalina sy ny fiafarany.


✨ Raha nahafinaritra anao ity vidéo ity:
👍 Like
💬 Commentaire
📤 Partage
🔔 Subscribe

Eto amin'ny fantsonay dia hahita tantara malagasy mampihetsi-po, tantaram-pitiavana, tantaram-piainana, tantara mistery ary tantara avy amin'ireo onjam-peo malagasy malaza ianao.

#TantaraMalagasy #afompitiavana #RDB #RadioDonBosco #TantaraGasy #MalagasyStory #DramaMalagasy #AudioStory #PodcastMalagasy #YouTubeMadagascar #StoryTime#Mialavoly