Marka 16: 15 - Efa hoe : "AZA MANAHY"

Marka 16: 15 - Pst Tahina

Marka 16: 15 - Pst Tahina

70,733 views

Aza manahy na inona na inona; fa aoka ny fivavahana sy ny fifonana mbamin’ ny fisaorana no ho entinareo manambara ny fangatahanareo amin’ Andriamanitra amin’ ny zavatra rehetra.(Fil. 4:6)