Tantara Malagasy - ILAY TARATASY NAVELAN'I NENY Fizarana II - (Tantaran'ny KOLO) indray miseho šŸ‘ā¤ šŸ’•

GASY MAFANA

GASY MAFANA

1,630 views

Tantara Malagasy - ILAY TARATASY NAVELAN'I NENY Fizarana II - ( KOLO FM) in-droa mihaino šŸ‘ā¤ ARAHO NY PEJY TSIKA šŸ’•

NB: HO ANTSIKA MPAKAFY, ATO NY CHAINE "GASY MAFANA"ā˜¢ā¤
--------------
šŸ‘šŸŽABONNEO NY PEJY MBA HO FANKASITRAHANA NY FIZARANAšŸ’•šŸ‘Œ
--------------
Chaine TANTARA FIHAINO
--------------
Gasy Mikalo TV dia mizara ireto Tantara sy Film na Clip amin'ny onjampeo, mba anomezana fahafahampoa antsika mpakafy ny zava-kanto MALAGASY.
------------
Tantara onjapeo malagasy, izay antsoina koa hoe tantara rindra na tantara am-bava, dia mitana anjara toerana lehibe eo amin’ny kolontsaina sy ny maha-izy azy ny Malagasy. Ity karazana tantara ity dia namparitaka ny tantaran’ny firenena, ny fomba amam-panao, ary ny soatoavina ara-pivavahana sy ara-tsosialy amin’ny alalan’ny feo sy fanononana. Tsy toy ny tantara nosoratana, ny tantara onjapeo dia mifototra amin’ny fitantarana am-bava ary matetika dia voatahiry ao an-tsain’ireo ray aman-dreny sy zokiolona, ka afindra amin’ny taranaka manaraka.
-------------
Pour ceux qui veulent supprimer sa musique sur chaƮne, svp contactez-nous directement :
āœ…email:

Misaotra antsika rehatra!!!