Ce n'est pas en regardant au passé que les problèmes des Malagasy et de Madagascar vont se résoudre comme par miracle l’union fait la Force. Agir pour le peuple et pour Madagascar.
Misaotra anao lehibe @ fanazavana nomenao! Mino fa raisn' I Kolonely Michael sy ny mpiara-miasa aminy ny teninao! Fifampiresahana - commincation eo @ mpitondra ary miaraka @ 'ny Vahoaka! Sûr eh! Daphne Tantely
Mipetrapetraka tsara sady mazava ny fanehoan kevitra sy ny vahaolana nentinao Mr Beari Nirina Marcelin fa mankasitraka. Raha mbola tsy azonireo olona iantefany ny hafatra ampitainao dia efa tsy tia tanindrazana no azo isokajiana azy